Aller au contenu

Suidae

Avy amin'i Wikipedia
Karazana ao amin' ny Suidae; avy any ambony havia, manaraka ny famantaranandro: * Sus scrofa (kisoadia * Porcula salvania * Hylochoerus meinertzhageni * Potamochoerus porcus * Phacochoerus africanus * Babyrousa celebensis

Ny Suidae dia fianakaviam-biby mampinono, ao amin' ny filaharana Artiodactyla, izay manana vangy lava ary manana kitro efatra ny tongony tsirairay. Ao amin' ity fianakaviana ity ny kisoa (Sus scrofa domesticus) sy ny lambo (Potamochoerus larvatus).

Atao hoe Sus domesticus ny kisoa ompiana, izay efa ela no heverina ho zana-karazan' ny Sus scrofa (kisoadia), Sus scrofa domesticus (kisoa). Mety nisy fampivadiana teo amin' ny karazana na zana-karazana izay afaka mifampiteraka ireo, izay tsy mitovy isan-krômôzôma.

Karazana misy ankehitriny

[hanova | hanova ny fango]

Indreto ny karazana misy ao amin' ny zana-pianakaviana Suinae, alahatra araka ny foko sy ny vondron-karazana misy azy, araka ny fanakilasiana MSW sy ITIS.

  • Babyrousini Thenius, 1970:
    • Babyrousa Perry, 1811:
      • Babyrousa babyrussa (Linnaeus, 1758) – babirosa
      • Babyrousa bolabatuensis Hoojer, 1950 – (efa lany tamingana)
      • Babyrousa celebensis (Deninger, 1909) – babirosa any Célèbes
      • Babyrousa togeanensis (Sody, 1949) – babirosa any amin' ny nosy Togian
  • Phacochoerini Gray, 1868:
    • Phacochoerus F.Cuvier, 1826:
      • Phacochoerus africanus (Gmelin, 1788)
      • Phacochoerus aethiopicus (Pallas, 1766)
  • Potamochoerini Gray, 1873:
    • Hylochoerus Thomas, 1904:
      • Hylochoerus meinertzhageni Thomas, 1904
    • Potamochoerus Gray, 1854:
  • Suini Gray, 1821:
    • Sus Linnaeus, 1758:
      • Sus ahoenobarbus Huet, 1888
      • Sus barbatus Müller, 1838
      • Sus bucculentus Heude, 1892
      • Sus cebifrons Heude, 1888
      • Sus celebensis Müller and Schlegel, 1843
      • Sus oliveri Groves, 1997
      • Sus philippensis Nehring, 1886
      • Sus scrofa Linnaeus, 1758kisoadia sy kisoa
      • Sus verrucosus Boie, 1832
    • Porcula :
      • Porcula salvania (Hodgson, 1847)